|
\v 50 Avy eo Labana vo i Betoela namaly dra nanao ho:'' Avy amin'i Yaveh gny raha zay; sy afaky gny hizaka aminao na rasy na soa izahay. \v 51 Indro, eo anoloanao i Rabeka. Andeso izy dra mandehana, ba ho valiny zanaky gny tomponao, araky gny nilakan'i Yaveh.'' |