txy_gen_text_udb/24/33.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 33Nandroso sakafo teo anoloany ho hany izy ireo, saingy hoy izy ho: ''Sy hihina zaho raha sy fa voazakako izay tokony hozakako.'' dra hoy Labana ho: ''zakao moa.'' \v 34Hoy izy ho: ''panopon'i Abrahama zaho. \v 35Nitahy anazy tokoa Yaveh dra nazary lasa olo magna-be izy. Nagnome anazy agnondry aman'osy vo agnomby, volafosy vo volamena, panopo lahy vo panopo vavy, dra rameva vo boriky izy.