txy_gen_text_udb/35/26.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 26 Reo zanadahiny avy amin'i Zilpa, mpanompovavin'i Lea, dra Gada vo Asera. Reo aby gny zanadahin'i Jakoba ze naterany tagny Padana-Arama. \v 27 Jakoba avy tagny amin'i Isaka, rany, tagny Mamre agny Kiriat-Arba (na Herbrona avo koa), toera ze nipetrahan'i Abrahama vo Isaka.