|
\v 18 Reo firenana aby eto agnabogn'ny tany dra ho voatahy amy alalagn'ny taranakao satro nakato gny feoko ianao.'' \v 19 No zay dra nihery teo amin'ereo zatovony i Abrahama, dra nanenga izy reo dra nadeha niaraky nangagny Beri-sheba, dra mony tao Beri-sheba izy. |