1 line
374 B
Plaintext
1 line
374 B
Plaintext
\v 13 Nitoliky Abrahama dra indro nisy agnondry lahy nisaringosy tamin'ereo Kirihitra reo gny tandrony. Nandeha i Abrahama dra nangalaky gny agnondry lahy dra nanao ze fagnatisy doro ze ho sologn'ny zanadahiny. \v 14 Koa dra nitokavin'i Abrahama ho: ''Yaveh gny hamasy'' gny toera, dra nizakany hatramin'izao andro zaoho: ''Egny amign'ny tendrombohitr'i Yaveh gny hamasia.'' |