1 line
600 B
Plaintext
1 line
600 B
Plaintext
\v 14 Nifoha maraindray Abrahama, nangalaky mofo vo siny holisy nisy rano, dra nomeny an'i Hagara zay, napetrany teo an-sirony. Nomeny anazy gny zazalahy dra nalefany lavisy. Lasa i Hagara ka nirenireny tany tagny an-tany afitr'i Beri-sheba. \v 15 Raha lany gny rano tao agnatiny siny holisy, dra nagnengan'i Hagara teo am-potony gny hazo raiky gny zaza. \v 16 Laha teo lasa izy ka nipetraky lavidavisy kely taminigny zaza, sahabo ho halaviragny fandefasa sipika teo, fa ho izy ho:'' Ao zaho sy hagnety gny fahafatesany gny zaza.'' Dra nipetraky tandrifiny izy, dra nanandrasy gny feony dra nitomany. |