1 line
387 B
Plaintext
1 line
387 B
Plaintext
\v 31 Tao gny nandevagnan'ereo an'i Abrahama vo Saraha valiny; tao gny nandevegnan'ereo an'Isaka vo Rebeka valiny; dra tao gny nandevegnako an'i Lea. \v 32 Gny saha vo gny lolo ze tao agnatinizay dra novilia tamin'ereo vahoakan'i Heta. \v 33 Raha vitan'i Jakoba tamin'ereo zanany zay didy zay, dra nikomaky gny tombony ho egny am-pandria izy, dra niala ay, dra nadeha nagnagny amy olony. |