|
\v 13 Dra sy nisy hany teo amy tany aby; satria namaivagny gny mosary. Simba gny tany Egypta vo Kanana noho gny alalanigny fivarota vary tamin'ereo mponina avo koa gny vola aby teo amy tany Egypta vo gny tany Kanana. Avy eo dra nandesin'i Josefa tao an-dapan'i Farao gny vola. |