txy_gen_text_udb/47/11.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 11 Tafarany dra nampitoesy gny rany vo reo rahalahiny i Josefa. Nagnome fari-tany ho anazy reo tao amy tany Egypta izy, ze tany soa indrindra, tao aminigny tanin'i Ramesesa, araky gny nandidian'i Farao.\v 12 Nagnome sakafo ho an-drany , vo reo rahalahiny, dra gny ankohonan-drany aby i Josefa, araky gny isany gny zanany aby.