txy_gen_text_udb/47/03.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 3 Ho Farao tamin'ereo rahalahiny ho: ''Ino gny asandrareo?''Ho izy reo tamin'i Farao ho: ''Mpiamby agn'ondry gny mpanomponao, tahaky reo razambenay avo.''\v 4 Dra ho draiky izy reo tamin'i Farao ho:''Avy ho mpivahiny fotoa fohy amitiho tany tiho zahay. Sy misy ahisy ho agny biby fiteza gny mpanomponao, satria mamaivay gny mosary agny Kanana. Koa amizao dra, ba angao ra gny mpanomponao hitoesy eo aminigny tanin'i Gosena.''