txy_gen_text_udb/37/05.txt

1 line
180 B
Plaintext

\v 5Nahazo nofy i Josefa, dra nitatarany tamin'ireo rahalahiny izay. Vomaiky nalaiky anazy izy ireo. \v 6Hoy izy tamin'izy ireo ho: ''Ba tenoy se izao nofiko izay nonofisoko izao.