txy_gen_text_udb/33/01.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 1 Nitalaky agnabony Jakoba, indro Esao nagnato, dra nisy lelahy efajato niaraky taminazy. Nizarany Jakoba tamin'i Lea, Rahely, dra reo mpanompo vavy reo monta.\v 2 Avy eo dra napetrany tegny aloha reo mpanompo vavy vo gny zanak'ereo, narahin'i Lea vo reo zanany, dra narahin'i Rahely vo i Josefa gny farany be. \v 3 Izy mahisy gny nandeha nialoha anazy reo. Niakohoky apito teo aminigny tany izy, mandra-pahaviny teo mariny gny rahalahiny.