1 line
288 B
Plaintext
1 line
288 B
Plaintext
\v 52 Raha nahare gny zakany gny mpanompon'i Abrahama, dra niakohoky taminigny tany amin'i Yaveh izy. \v 53 Ninday karaza-draha volafosy vo karaza-draha volamena gny mpanompo, dra fitafia, ka nomeny ho an'i Rebeka reo . Nanolosy fagnomeza sarobidy ho agny anadahiny vo gny reniny avo koa. |