txy_gen_text_udb/05/06.txt

1 line
215 B
Plaintext

\v 6 Raha niay 105 taona i Seta, dra niteraky an'i Enosy. \v 7 Tafarany niterahany an'i Enosy , dra niay 807 taona izy dra niteraky zanadahiny vo zanakapela maro . \v 8 Niay 912 taona i Seta , dra maty tafaran'izay.