1 line
569 B
Plaintext
1 line
569 B
Plaintext
\v 32 Nomen'ereo mpanompo an'i Josefa gny azarany vo gny azaran'ereo rahalahiny. Niara-nihina taminazy reo Egyptiana tao satria gny Egyptiana sy mahazo mihina mofo miaraky amin'i Hebreo, satria raha mapangelakelaky eo amin'ereo Egyptiana zay.\v 33 Nipetraky teo anolony reo rahalahiny , gny lahimatoa araky gny fizokiany, dra gny zainy farany araky gny hatanirany. Talazo izy reo lelahy. \v 34 Nomen'i Josefa azara taminigny sakafo teo anoloany izy reo. Nefa gny azaran'i Benjamina dra indimy mihoasy noho gny an'ereo rahalahiny. Nino izy reo dra faly niaraky taminazy. |