txy_gen_text_udb/43/16.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 16 Raha nahita an'i Benjamina niaraky tamin'ereo i Josefa, dra ho izy taminigny tompon'andraikisy mpampandroso tao an-tragnony ho: '' Hampandrosoy ao an-trgno reo lelahy, mamonoa biby raiky dra karakarao zay, fa hiaraky hisakafo aminahy izy reo raha mitatao vovogna.''\v 17 Nataon'ereo mpanompo zay nizakan'i Josefa . Nandesiny tao an-tragnon'i Josefa reo lelahy.