\v 66 nagnery nitatara tamin'Isaka gny raha aby nataony gny panopo. \v 67 Dra ninday anazy tao an-dain'i Saraha reniny i Isaka dra nangalaky an'i Rebeka, dra lasa valiny Izy, dra tiany. Koa niony Isaka tafaragn'ny fahafatesan-dreniny.