txy_gen_text_udb/24/36.txt

1 line
415 B
Plaintext

\v 36Saraha, valin'ny topoko, dra niteraky zaza lahy ho an'ny topoko tamin'ny fahaterahany , dra nameny anazy aby koa gny raha nanagnanany. \v 37Nasan'ny topoko nianiana zaho, tamin'ny nizakany ho: ''Hanao sy mahazo mangalaky valy ho an'ny zanako lahy avy amin'ireo zanaky vavin'ny Kananita, izay nataoko fonenana gny taniny. \v 38Fa koa, sy maisy mandeha magnagny amigny fianakavian-driko valy ho an'ny zanako.'