1 line
377 B
Plaintext
1 line
377 B
Plaintext
\v 10 Nangalaky folo tamign'ny ramevagn'ny tompony gny mpanompo dra nandeha. Nanday reo karazam-pagnomeza aby laha tamignin'ny tompony avo koa izy. Niala izy dra nandeha tagny amy fatris'i Aroma Naharaima, tany amy tananan'i Nahora. \v 11 Nataony nipetraky tegny ambaliky gny tana teo mariny gny fasakan-drano reo rameva. Hariva taminazy , fotoa fibohagnin'ny ampela hata rano. |