txy_gen_text_udb/22/23.txt

1 line
227 B
Plaintext

\v 23 Dra Betoela niteraky an'i Rebeka . Reo zaza valo reo gny naterak'i Milka tamin'i Nahora, rahalahin'i Abrahama. \v 24 Dra gny vadisindranony ze nitikaviny ho Reoma avo koa dra niteraky an'i Teba, Gahama, Tahasy vo i Meaka.