1 line
306 B
Plaintext
1 line
306 B
Plaintext
\v 25 Dra ho reo ho; ''Nagnavosy gny ainy ianao. Enga anie dra hahita fitia eo amasonao zahay. Ho mpanompon'i Farao zahay.''\v 26 Dra nataon'i Josefa didy nihasy teo aminigny tany Egypta zay hatraminign'izao andro zao , fa gny rany ampaha-diminy dra an'i Farao. Gny taniny mpisoro avi gny sy lasan'i Farao. |