1 line
386 B
Plaintext
1 line
386 B
Plaintext
\v 7 Laha teo dra nandesin'i Josefa nilisy i Jakoba dra nampahafatariny tamin'i Farao. Niso-drano an'i Farao i Jakoba. \v 8 Ho Frao tamin'i Jakoba ho:''Hafiria zay gny nahavelomanao?''\v 9 Jakoba nizaka tamin'i Farao ho:''Telopolo amby zato zay gny taonany gny liako. Visy dra nangirifiry gny androm-piaignako. Sy ba niso-drano an'i Farao i Jakoba dra noboaky niala teo amy fanatrehany. |