2021-04-18 10:17:46 +02:00

1 line
264 B
Plaintext

\v 30 Niboaky malaky tao an'efisy i Josefa, satria nietaneta fatrasy noho reo rahalahiny izy . Nitalia toera hitomagnia izy. Nitalia tao an'efisy izy dra nitomagny tao. \v 31 Nisasany gny tarehiny dra viboaky izy. Nanindry fo izy, nizaka ho:'' Arosoy gny sakafo.''