1 line
450 B
Plaintext
1 line
450 B
Plaintext
\v 24 niteno an'i Hamora vo Sekema, gny zanadahiny avo koa gny oloaby tao an-tana. Nitakay avo koa gny lelahy aby.\v 25 Taminigny andro fahatelo, raha ba tao agnatiny fangirifiria izy reo, gny ro taminigny zanadahin'i jakoba ( Simeona vo i Levy, anadahin'i Dina), dra samy nadray vo sabatrany dra nanafiky gny tana ze azo atoky gny fiarova anazy, izy reo , dra namono gny lelahy aby. \v 26 Novonon'ereo an-tragnon'i Sekema i Dina dra nandeha izy reo. |