txy_gen_text_udb/24/47.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 47 Nagnontany taminazy zaho dra nizaka ho: 'Zanak'iza moa ianao? ' Ho izy ho:' Zanakapelan'i Betoela, zanak'i Nohora, ze naterak'i Milka taminazy.' Dra napetrako teo aminigny orony gny kavy dra teo amy sandriny reo ravaky. \v 48 Avy eo zaho niakohoky dra nihoby an'i yaveh, gny Zagbahary gny tampoko, zay ninday anahy taminigny lala mary ba hahita gny zanakapeny gny bhavany tompoko ho agny zanadahiny.