1 line
437 B
Plaintext
1 line
437 B
Plaintext
\v 4 Tamy andro fahatelo Abrahama dra nitalia dra nahita gny toere baka lavisy. \v 5 Ho Abrahama tamin'ereo panopony ho: '' Mizanogna eto ,iaraky amign'ny boriky fa zako vo gny zazalahy handeha ho egny. Hanao fanompoa izahay dra hihery eto amindrareo avo.'' \v 6 Laha tagny dra nandramby gnt hazo ho amy fagnatisy doro i Abrahama dra nametraky ze teo amin'Isaka zanany. Nandesiny tegny an-tanany gny afo vo gny asy; dra niara-dia izy ro. |