1 line
339 B
Plaintext
1 line
339 B
Plaintext
\v 9Nitoka adralehilahy Yaveh Zagnahary dra nanao taminazy ho: ''Eza hanao?'' \v 10Hoy ralehilahy ho: ''Nahare anao tao asaha zaho, dra natahosy zaho, satria nitazaky. Noho izay dra nivony zaho.'' \v 11Hoy Zagnahary ho: ''Iza gny nizaka taminao fa nitazaky hanao? Moa se hanao nihina avy tamigny hazo izay nandidiako anao sy hihinanao?'' |