1 line
351 B
Plaintext
1 line
351 B
Plaintext
\v 7Nahirasy gny mason'izy, dra fatan'ereo fa nitazaky izy ireo. Nazaisy ravin'aviavy natambasy izy ireo dra nagnamboasy akazo hon'azy gny vatany. \v 8Nahare gny feon'i Yaveh Zagnahary nandehadeha tao amigny saka izy ireo gny malokaloka igny gny andro, dra nihery gny fanatrehan'i Yaveh Zagnahary teo amin'ireo hazon'ny saka ralehilahy vo gny valiny. |