txy_gen_text_udb/36/15.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 15Itahoky gny foko teo amigny taranaky Esao: ereo taranak'i Elifaza, vo lahimatoan'i Esao: Temana, Omara, Zefo, kenaza, \v 16 Kora, Gatama, vo Amaleka. ereo vo foko izay vo amigny taranak'i elifaza tagny amigny tanin'i edoma. Izy reo gny zafikelin'i ada.