1 line
281 B
Plaintext
1 line
281 B
Plaintext
\v 1 Tahoky gny taranak'i Esao ( ze nitokavy avo koa ho: Edoma). \v 2 Avy tamin'ereo Kananita avy reo valiny: Mola gny zanakapelan'i Elona gny Hetita; Oholibama gny zanakapelan'i Ana, gny zafikelin'i Zibona gny Hivita; \v 3 Dra Basemata, zanakapelan'i Ismaela, anabavin'i Nebaiota. |