1 line
492 B
Plaintext
1 line
492 B
Plaintext
\v 7 Nisanga Abrahama ka nandohaliky tamin'ereo olo teo an-toera, tamin'ereo zanadahin'i Heta. \v 8 Nizaka tamin'ereo izy, nanao ho:''Raha magneky iandrareo fa tokony handevy gny fatign'ny valiko zaho, dra tenoy zaho sady dra hiangavio iEfrona zanadahin'i Zohara, ho anahy. \v 9 Angataho izy mba hivarosy aminahy gny lava-baton'i Makpela, zay anazy, agny amign'ny faragn'ny sahany. Amign'ny viliny feno dra ao izy hivarosy zay aminahy apihibemaso ho hanahaky gny fanagna ho toerafandevegna.'' |