1 line
428 B
Plaintext
1 line
428 B
Plaintext
\v 11 Ho Israely tamin'i Josefa ho:''Sy nanatena gny hahita gny tarehinao draiky zaho, nefa nangan'Agnahary ho hitako dre dra gny zanakao avo.''\v 12 Dra nalan'i Josefa tei agnelagnelanigny lohalik'i Israely izy reo, dra niakohoky taminigny tany izy. \v 13 Dra nalan'i Josefa izy mirahalahy, Efraima teo an-tagnan-kavanany ho eo an-tagnan-kaviany manatriky gny an-tanan-kavanan'i Israely, ka nanday anazy reo ba hagnariny anazy. |