txy_gen_text_udb/37/09.txt

1 line
556 B
Plaintext

\v 9Dra bo nagnonofy hafa draiky izy dra nizakany tamin'ireo rahalahiny. Hoy izy ho: ''Bo nahazo nofy hafa draiky zaho: Niakohoky teo anatrehako gny masoandro vo gny volana dra gny kitana raiky ambn'ny folo.'' \v 10Nitatarany tamidrany izay manahaky gny nataony tamin'ireo rahalahiny, dra nizakan'i babany fatrasy izy. Hoy izy taminazy ho: ''Ino izay azonao nofy izay? dra niakohoky amin'ny tany eo anatrehany tokoa se izaho vo gny reninao dra ireo rahalahinao?'' \v 11Nialoha anazy ireo rahalahiny, fa gny babany koa nitadidy izay raha izay tao asainy.