1 line
421 B
Plaintext
1 line
421 B
Plaintext
\v 8 Koa raha hitan'i Israely reo zanak'i Josefa, dra ho izy ho:''An'iza moa tahoky?'' \v 9 Dra ho josefa tamin-drany ho:''Zanako reo, zay nomen'Agnahary anahy tatihiky.''Dra ho Israely ho:''Andeso magnatiho aminahy izy reo, ba hisofako rano anazy.''\v 10 Dra fa nazavo gny mason'i Israely noho gny fahaterany, ka sy afaky mahita izy. Dra nampagnatonin'i Josefa anazy reo noho zay, ka nagnoroky vo namihina anazy reo izy. |