1 line
332 B
Plaintext
1 line
332 B
Plaintext
\v 4 Dra nomen'ereo an'i Jakoba reo Zagnahary hafa aby ze zaka an-taniny, vo reo kaviny tegny asofin'ereo. Nalevin'i Jakoba tao ambaniny hazo teribina ze marin'i Sikema reo. \v 5 Raha nandeha izy reo, dra nandasahan'Agnahary horohoro teo amin'ereo tana magnodidy anazy reo, Koa dra sy nagnendriky reo zanadahin'i Jakoba reo olo reo. |