txy_gen_text_udb/47/15.txt

1 line
615 B
Plaintext

\v 15 Raha lany avo koa gny volanigny tagny Egypta vo tagny Kanana,dra nagneo amin'i Josefa avo koa gny Egyptiana iaby nanao ho:''Omeo hany zahay! Nanao akory zahay gny dra ho maty eto anatrehanao satria lany gny volanay?'' \v 16 Ho Josefa ho:''Raha lany gny volandrareo, dra ento atihoky gny biby fitezandrareo dra hagnime hany ho andrareo zaho ho solony biby fitezandrareo.''\v 17 Dra nandesin'ereo teo amin'i Josefa gny biby fitezan'ereo. Nomen'i Josefa hany izy reo ho takalogn'ny sovala, gny agn'omby, gny agn'ondry, dra reo ampondra. Nivisigniny mofo izy reo ho takalonigny biby fitezany tamin'izay taona zay.