1 line
223 B
Plaintext
1 line
223 B
Plaintext
\v 22 Niso-drano anazy reo Zagnahary, nanao ho:''Miteraha maro dra mihamaroa, ka mamenoa gny rano ao amign'ny ranomasy. Ao hihamaro egny agnabony tany reo voro.''\v 23 Dra nisy hariva vo maraindray zay, gny andro fahadimy. |