1 line
370 B
Plaintext
1 line
370 B
Plaintext
\v 15 Dra mbo sy nahavita nizaka koa aza izy, dra imdro, niboaky niaraky tamign'ny sinin-dranony teo an-sorony i Rebeka. Rebeka dra naterak'i Betoela, zanadahin'i Mika, valin'i Nahora, rahalahin'i abrahama. \v 16 Soa tarehy vatany gny tovovavy sady virijiny. Sy mbo nisy lelahy nandry taminazy. Nandeha nizoso tegny amign'ny loharano izy ka nameno gny siny, dra niakasy. |