txy_gen_text_udb/24/12.txt

1 line
633 B
Plaintext

\v 12 Hoy izy avy eo ho: '' Yaveh, Zagnahary gn'i abrahama tompoko, omeo anahy anio gny fagnambina dra asehoy gny sy fivalim-paneke amin'i abrahama tompoko. \v 13 Indro, itiho zaho misanga mariny eto amy loharano, dra miboaky mba hangalaky rano reo zanakapelagn'ny ologn'ny tana. \v 14 Ao ho tateraky tahaky zao . Raha mizaka amina ampela draiky zaho ho: ' Mbo ampisozohy ra gny sinimao mba hafahako mino, ' ka mizaka aminahy izy ho; ' Misotroa,dra homeko rano avo koa reo ramevanao, ' dra ao ho izy gny raiky zay notendrenao ho an'Isaka mpanomponao. Amin'izay gny hahitako fa nampiseho sy fivaliham-paneke tamign'ny tompoko Ianao.''