1 line
364 B
Plaintext
1 line
364 B
Plaintext
\v 11 Avy eo dra nitoka anazy laha tagny an-dagnisy gny azelin'i Yaveh dra nizaka ho: '' Abrahama, Abrahama!'' dra ho izy ho:'' Itiho zaho.''\v 12 ho izy ho: '' ka asondrosy gny tagnanao amy zazahaly, na manao raha handrasy anazy satria fatako amizao fa matahosy an'Agnahary ianao raha hita fa sy niaro gny zanadahinao , gny zanakao lahitoka, avy aminahy ianao.'' |