txy_gen_text_udb/10/11.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 11Niala tamin'izay tany izay izy dra nagnagny Asyria nagnory an'i Ninive, Rehobot-ira vo Kala \v 12Dra Resena, izay teo agnelagnelan'i Ninive vo Kala. Tana lahibe izay. \v 13Mizraima niteraky gny Lodita, gny Anamita, gny Lehabita, gny Naftohita, \v 14Gny Patrosita, gny Kaslohita (avy amin'ireo gny niavian'ny Filistina), dra gny Kaftorita.