1 line
350 B
Plaintext
1 line
350 B
Plaintext
\v 30 Ho agn'ny bibi-diagn'ny tany, ho an'ereo vorogn'ny lagnisy , vo ho an'ereo raha aby ze mikisaky amy tany dra ho an'ereo raha-manan'ay zay mana fofon'ay eto an-tany gny nagnomezako gny raha-meso aby ho fihina.'' Dra nisy zay. \v 31 Hitan'Agnahary reo raha-aby zay nataony. Indro, tena soa zay. Dra nisy hariva vo maray zay, gny andro faha-enina. |