1 line
249 B
Plaintext
1 line
249 B
Plaintext
\v 18 Nahafaly an'i Hamora vo i Sekema zazany gny zakan'ereo. \v 19 Fa gny tovolahy dra sy nitaredresy nanao zay nizakan'ereo, satria finarisy taminigny zanakapelan'i Jakoba izy, dra izy gny olo homem-boninahisy indrindra ao amy ankohinany rany aby. |