1 line
362 B
Plaintext
1 line
362 B
Plaintext
\v 1 Dra Dina, zanakapelan'i Lea tamin'i Jakoba, nandeha ba hihao amin'ereo zazavaviny farisy. \v 2 Sekema zanadahin'i Hamora Hivita, gny andriandahiny tany, nahita anazy dra nangalaky an-keriny anazy, vo nanery anazy dra niara-nandry taminazy. \v 3 Nahasariky anazy tokoa i Dina, gny zanakapelan'i Jakoba. Tia gny zazavavy izy dra niresaky tam-pitiava taminazy. |