\v 24 Fa gny sipikany dra hizano hateza, dra reo tanany dra hahay hanao noho gny tananigny Maherin'i Jakoba, noho gny agnarany mpiandry agn'agnondry, gny vatolampin'i Israely.