2 lines
279 B
Plaintext
2 lines
279 B
Plaintext
\v 11Namehy gny ampondrany teo amigny
|
|
voaloboky, vo gny zana-birikiny teo amigny voaloboky voafily, dra nanasa ereo fitafia tao agnatin'ny divay izy, vo gny akazo kavany tao agnatin'ny ram-boaloboky.\v 12Ho mety toy gny divay ereo masony, ary ho fosy toy gny ronono ereo nifiny. |