txy_gen_text_udb/04/18.txt

1 line
222 B
Plaintext

\v 18 Enoka niteraky an'i Irada. Irada avy rain'i Mehojaela. Mahojaela niteraky an'i Metosaela. Metosaela niteraky an'i Lameky. \v 19 Lameky nana valy ro ho anazy: Ada gny agnarany raiky , dra Zila gny agnarany raiky hafa.