|
\v 8 Niresaky tamin'i Abela rahalahiny i Kaina. Raha tagny an-tanimboly iagny izy reo, dra nisanga hanihisy gny rahalahiny i Kaina dra namono anazy. \v 9 Avy eo ho Yaveh tamin'i Kaina ho:''Eza i Abela rahalahinao?'' Ho izy ho:''Sy fatako.Moa mpamby gny rahalahiko zaho io?'' |