txy_gen_text_udb/50/12.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 12 Dra nataon'ereo zanadahiny tamin'i Jokoba araky ze nandidiany anazy reo. \v 13 Nitarazon'ereo zanadahiny nagnagny aminigny tany Kanana izy dra nalevin'ereo tao an-dava-bato tao aminigny sahan'i Makpela, mariny gny Mamre. Novilian'i Abrahama ho toera fandevegna gny lava-bato baminigny saha. Noviliany tamin'i Efrona hetita zay. \v 14 Raha voaleviny gny rany, dra nihery tagny Egypta i Josefa, izy, vo reo rahalahiny, dra reo aby zay niaraky taminazy ba handevy gny rany.