1 line
489 B
Plaintext
1 line
489 B
Plaintext
\v 19 Dra nanda gny rany ka nanao ho : ''Fatako, ry zanako, fatako.Ho avy firenena, vo ho avy lahibe avo koa izy. Dra gny zaimy koa dra hi lahibe noho izy, dra ho avy firenena maro gny taranany.''\v 20 zao tegny zao gny nisogan'i Israely rano anazy reo taminigny andro zay:''Aminigny agnarandrareo gny hanognonany vahoakan'i Israely fitahia hanao ho:'Zaganahary seky hahavy andrareo tahaky an'i Efraima bvo Manase.''' Zay gny fomba, nametrahan'i Israely an'i Efraima ho eo alohan'i Manase. |